2 Ary ny voalohany nandeha, dia nampidina ny tao an-doviany tamin'ny tany; dia nisy vay ratsy sady mampahory tamin'ny olona izay nanana ny mariky ny bibi-dia sy niankohoka teo anatrehan'ny sariny.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16
Jereo Apokalypsy 16:2 amin'ny teny manodidina.