3 Ary ny faharoa nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ranomasina; dia nody rà tahaka ny ran'ny olona maty ny ranomasina: ary maty ny zava-manan'aina rehetra tao aminy.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16
Jereo Apokalypsy 16:3 amin'ny teny manodidina.