Apokalypsy 17:3 MG1865

3 Dia nentiny tamin'ny Fanahy ho any an'efitra aho ary nahita vehivavy nitaingina bibi-dia mivolon-jaky, feno anarana fitenenan-dratsy sady nanan-doha fito sy tandroka folo.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 17

Jereo Apokalypsy 17:3 amin'ny teny manodidina.