4 Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany;
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 17
Jereo Apokalypsy 17:4 amin'ny teny manodidina.