Apokalypsy 18:10 MG1865

10 eny, hijanona eny lavitra eny izy noho ny fahatahorana ny fanaintainany ka hanao hoe: Indrisy! Indrisy! Babylona, izay tanàna lehibe! ry ilay tanàna mafy! fa tamin'ny ora izay monja dia tonga ny fitsarana anao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:10 amin'ny teny manodidina.