Apokalypsy 18:9 MG1865

9 Ary ny mpanjakan'ny tany, izay nijangajanga taminy sy niara-nanaram-po taminy tamin'ny zava-mahafinaritra ny tena, dia hiteha-tratra sy hitomany ary, raha mahita ny setroky ny fandoroana azy;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:9 amin'ny teny manodidina.