Apokalypsy 18:3 MG1865

3 Fa tamin'ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany no nahalavoan'ny firenena rehetra, ary ny mpanjakan'ny tany nijangajanga taminy, ary ny mpandranto amin'ny tany tonga mpanankarena noho ny hafatratry ny nitiavan'io ny zava-mahafinaritra ny tena.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:3 amin'ny teny manodidina.