Apokalypsy 18:4 MG1865

4 Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:4 amin'ny teny manodidina.