Apokalypsy 19:5 MG1865

5 Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin'ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an'Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 19

Jereo Apokalypsy 19:5 amin'ny teny manodidina.