Apokalypsy 3:20 MG1865

20 Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:20 amin'ny teny manodidina.