21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3
Jereo Apokalypsy 3:21 amin'ny teny manodidina.