Apokalypsy 4:1 MG1865

1 Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo voalohany izay efa reko dia tahaka ny an'ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy rahatrizay.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:1 amin'ny teny manodidina.