Apokalypsy 4:2 MG1865

2 Ary niaraka tamin'izay dia voatsindrin'ny Fanahy aho; ary indro seza fiandrianana nipetraka tany an-danitra, ary nisy Anankiray nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:2 amin'ny teny manodidina.