11 Hianao, Tomponay sy Andriamanitray, no miendrika handray ny voninahitra sy ny haja ary ny hery; Fa Hianao no nahary ny zavatra rehetra, Ary noho ny sitraponao no nahanisy sy nahary azy.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4
Jereo Apokalypsy 4:11 amin'ny teny manodidina.