Apokalypsy 5:1 MG1865

1 Ary hitako fa, indro, nisy boky voasoratra tao anatiny sy teo ivohony, voapetaka mafy tamin'ny tombo-kase fito, teo an-tanana ankavanan'ilay nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 5

Jereo Apokalypsy 5:1 amin'ny teny manodidina.