Apokalypsy 4:4 MG1865

4 Ary manodidina ilay seza fiandrianana iray dia nisy seza fiandrianana efatra amby roa-polo; ary teo ambonin'ireo seza fiandrianana ireo dia nisy loholona efatra amby roa-polo nipetraka, nitafy fitafiana fotsy sady nisatroka satro-boninahitra volamena.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:4 amin'ny teny manodidina.