Apokalypsy 4:5 MG1865

5 Ary nisy helatra sy feo ary kotrokorana nivoaka avy tamin'ny seza fiandrianana; ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan'ny seza fiandrianana, dia Fanahy fiton'Andriamanitra ireo.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:5 amin'ny teny manodidina.