Apokalypsy 6:10 MG1865

10 Ary niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masina sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin'izay monina eny ambonin'ny tany?

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:10 amin'ny teny manodidina.