Apokalypsy 6:9 MG1865

9 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambanin'ny alitara ny fanahin'izay voavono noho ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana izay nohazoniny.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:9 amin'ny teny manodidina.