Apokalypsy 6:8 MG1865

8 Ary hitako fa, indro, nisy soavaly hatsatra, ary ny anaran'izay nitaingina ary atao hoe Fahafatesana, ary ny Fiainan-tsi-hita nanaraka azy. Ary nomena fahefana tamin'ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin'ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibi-dia etỳ an-tany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:8 amin'ny teny manodidina.