Apokalypsy 6:12 MG1865

12 Ary nahita aho, rehefa novahany ny tombo-kase fahenina, dia nisy horohorontany mafy; ary tonga mainty tahaka ny lamba volon'osy fisaonana ny masoandro, ary tonga tahaka ny rà avokoa ny volana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:12 amin'ny teny manodidina.