Apokalypsy 6:13 MG1865

13 Ary ny kintana tamin'ny lanitra dia niraraka tamin'ny tany, toy ny aviavy manintsana ny voany manta, raha hozongozonin'ny rivotra mahery izy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:13 amin'ny teny manodidina.