Apokalypsy 7:11 MG1865

11 Ary ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana mbamin'ny loholona sy ny zava-manan'aina efatra, dia niankohoka teo anoloan'ny seza fiandrianana izy ka nivavaka tamin'Andriamanitra

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7

Jereo Apokalypsy 7:11 amin'ny teny manodidina.