12 nanao hoe: Amena! Ny saotra sy ny voninahitra sy ny fahendrena sy ny fisaorana sy ny haja sy ny hery ary ny faherezana anie Ho an'Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay. Amena.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7
Jereo Apokalypsy 7:12 amin'ny teny manodidina.