3 Ary izy nahita miharihary tamin'ny fahitana, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahasivy antoandro, fa, indro, nisy anjelin'Andriamanitra niditra tao aminy ka nanao taminy hoe: Ry Kornelio.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10
Jereo Asan'ny Apostoly 10:3 amin'ny teny manodidina.