Asan'ny Apostoly 10:4 MG1865

4 Ary nony nibanjina azy izy, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Ahoana, Tompoko? Ary izy nanao taminy hoe: Ny fivavakao sy ny fiantranao dia efa tafakatra ho fampahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10

Jereo Asan'ny Apostoly 10:4 amin'ny teny manodidina.