7 Ary, indro, nisy anjelin'ny Tompo tonga teo, sady nisy mazava namirapiratra tao an-trano; ary izy nanohina ny tehezan'i Petera, dia namoha azy ka nanao hoe: Mitsangàna faingana. Dia niala tamin'ny tànany ny gadra.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12
Jereo Asan'ny Apostoly 12:7 amin'ny teny manodidina.