8 Ary hoy ilay anjely taminy: Misikina, ary fehezo ny kapanao. Dia nataony izany. Ary hoy koa izy taminy: Tafio ny lambanao, ka manaraha ahy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12
Jereo Asan'ny Apostoly 12:8 amin'ny teny manodidina.