Asan'ny Apostoly 15:10 MG1865

10 Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina?

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 15

Jereo Asan'ny Apostoly 15:10 amin'ny teny manodidina.