Asan'ny Apostoly 16:10 MG1865

10 Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin'izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin'ny olona any.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16

Jereo Asan'ny Apostoly 16:10 amin'ny teny manodidina.