Asan'ny Apostoly 16:9 MG1865

9 Ary nony alina dia nisy fahitana niseho tamin'i Paoly, koa, indro, nisy lehilahy Makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia, ka vonjeo izahay!

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16

Jereo Asan'ny Apostoly 16:9 amin'ny teny manodidina.