27 Dia nahatsiaro ny mpiandry tranomaizina ka nahita ny varavaran'ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saiky hamono tena, satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 16
Jereo Asan'ny Apostoly 16:27 amin'ny teny manodidina.