6 Ary nony nanohitra sy niteny ratsy ireo, dia nanopakopa-damba izy ka nanao taminy hoe: Aoka ho ao an-dohanareo ny ranareo; afaka aho; ary amin'izao sisa izao dia hankany amin'ny jentilisa aho.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 18
Jereo Asan'ny Apostoly 18:6 amin'ny teny manodidina.