7 Ary raha niala teo izy, dia niditra tao an-tranon'ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay nivavaka tamin'Andriamanitra; ary ny tranony nifanolotra tamin'ny synagoga.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 18
Jereo Asan'ny Apostoly 18:7 amin'ny teny manodidina.