14 Ary rehefa lavo tamin'ny tany izahay rehetra, dia nandre feo nilaza tamiko aho nanao tamin'ny teny Hebreo hoe: Saoly Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? Zavatra sarotra aminao ny hanipaka ny fanindronana.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26
Jereo Asan'ny Apostoly 26:14 amin'ny teny manodidina.