13 koa nony ilay nitatao-vovonana iny ny andro, ry mpanjaka ô, dia hitako teny an-dalana fa, indro, nisy mazava avy tany an-danitra nanelatrelatra manodidina ahy mbamin'izay niaraka tamiko mihoatra noho ny famirapiratry ny masoandro.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 26
Jereo Asan'ny Apostoly 26:13 amin'ny teny manodidina.