Asan'ny Apostoly 5:31 MG1865

31 Izy nasandratry ny tanana ankavanan'Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 5

Jereo Asan'ny Apostoly 5:31 amin'ny teny manodidina.