Asan'ny Apostoly 5:32 MG1865

32 Ary izahay dia vavolombelon'izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen'Andriamanitra ny manaiky Azy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 5

Jereo Asan'ny Apostoly 5:32 amin'ny teny manodidina.