7 Nefa ny firenena izay hotompoiny dia hotsaraiko kosa, hoy Andriamanitra; ary rehefa afaka izany, dia hivoaka izy ka hanompo Ahy eto amin'ity tany ity (Gen. 15. 13, 14).
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7
Jereo Asan'ny Apostoly 7:7 amin'ny teny manodidina.