8 Ary nomeny fanekena amin'ny famorana izy. Ary dia niteraka an'isaka izy ka namora azy tamin'ny andro fahavalo; ary Isaka niteraka an'i Jakoba, ary Jakoba niteraka ny patriarka roa ambin'ny folo lahy.
Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 7
Jereo Asan'ny Apostoly 7:8 amin'ny teny manodidina.