Asan'ny Apostoly 8:16 MG1865

16 Fa tsy mbola nisy nilatsahany izy na dia iray akory aza; fa natao batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Tompo ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 8

Jereo Asan'ny Apostoly 8:16 amin'ny teny manodidina.