Asan'ny Apostoly 8:17 MG1865

17 Ary izy roa lahy nametra-tanana taminy, ka dia nandray ny Fanahy Masina ireo.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 8

Jereo Asan'ny Apostoly 8:17 amin'ny teny manodidina.