Efesiana 4:24 MG1865

24 ary mba hotafinareo ny toetra vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:24 amin'ny teny manodidina.