Efesiana 4:25 MG1865

25 Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin'ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan'ny momba ny tenan'ny namantsika avokoa isika.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 4

Jereo Efesiana 4:25 amin'ny teny manodidina.