Efesiana 5:14 MG1865

14 Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin'ny maty, Dia hampahazava anao Kristy.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 5

Jereo Efesiana 5:14 amin'ny teny manodidina.