15 Koa tandremo tsara izay fandehanareo, mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala, fa tahaka ny hendry,
Vakio ny toko manontolo Efesiana 5
Jereo Efesiana 5:15 amin'ny teny manodidina.