Efesiana 5:18 MG1865

18 Ary aza ho mamon-divay ianareo, fa amin'izany dia misy fanaranam-po amin'ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy,

Vakio ny toko manontolo Efesiana 5

Jereo Efesiana 5:18 amin'ny teny manodidina.