Efesiana 6:13 MG1865

13 Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.

Vakio ny toko manontolo Efesiana 6

Jereo Efesiana 6:13 amin'ny teny manodidina.