Efesiana 6:14 MG1865

14 Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,

Vakio ny toko manontolo Efesiana 6

Jereo Efesiana 6:14 amin'ny teny manodidina.