1 Ary nony afaka efatra ambin'ny folo taona, dia niakatra tany Jerosalema indray izaho sy Barnabasy, ary Titosy dia nentiko niaraka tamiko koa.
Vakio ny toko manontolo Galatiana 2
Jereo Galatiana 2:1 amin'ny teny manodidina.